Teny iditra famefehana (fefika)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Fanaovana izay hahafefika, hahavaky: Anjaran' ny lehiben' ny sambo ny famefehana ny sambony mita hitany fa ilaina [1.1]

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20