Teny iditra famehy
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy karazan'aretina mifindra avy amin'ny firaisan'ny lahy sy ny vavy [SLP 1986]
Fandikana frantsay blennorragie [SLP 1986]
Voambolana 
Mpanahaka  akohofotsy ~ ambaniana ~ angatra ~ farasisa ~ fiandry ~ fifia ~ vania

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31