Teny iditra famelomana (velona)
Sokajin-teny   anarana
Famaritana malagasy   Fanomezana aina indray: Famelomana ny maty
¶ Fiahiana, fikarakarana: Adidinao na famelomana ireo kamboty kely ireo
¶ Fampanenoana: An' iza na fomelomana lakolosy anio?
¶ Fampirehetana: Tsy sarotra ny famelomana afo raha maina tsara ny kitay [Rajemisa 1985]
Famaritana frantsay   l'action de nourrir, d'entretenir, de sauver, d'allumer, d'arranger, le moyen, le lieu, le temps [Abinal 1888]
Famaritana frantsay   alimentation, amorçage [SLP: Voambolana]
Ohatra  
1Nanorne vola ariary izahay, ho fanampiana amy ny famelomana ny zaza kamboty. [Cohen-Bessy: Rakotovao, takila 309]
2Ireo no latsa-poitra avy amin' ny velona: famelomana ankohonana, fanajana ny masina. [Ndemahasoa: Antakay, takila 89]

Teny iditra famelomana
Sokajin-teny   anarana
Famaritana frantsay   [Bezanozano, Tanala] (de famelona et mana : action de posséder ; qui possède la propriété de pousser rapidement. Arbre à croissance rapide). Gambeya boiviniana (Pierre) Aubreville (Sapotaceae). Voir famelona. [Boiteau: Végétaux]
Voambolana  
Anarana siantifika   Gambeya boiviniana

Teny iditra famelomana
Sokajin-teny   anarana
Famaritana frantsay   [Betsileo, Merina] (de famelona et mana mis pour manana, qui possède, donc qui possède la vie ; cette plante a une racine tubéreuse et repousse facilement après les feux de prairie). Rumex crispus L. (Polygonaceae). Les racines, riches en tanins sont employées en tannerie et en teinturerie. Les feuilles, bien que très acides, peuvent être consommées comme légume. Les racines écrasées servent aussi à préparer une décoction concentrée contre la gale (en lotions externes). [Boiteau: Végétaux]
Voambolana  
Anarana siantifika   Rumex crispus

2018/11/16