Teny iditra famely (vely)
Sokajin-teny anarana na mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy Fomba entina mamely
Azo velezina [1.1]
Fanazavàna teny frantsay Celui qu’on peut battre, manière de battre [1.3]
Ohatra Fa isika roa lahy aloha, hoy ny resaka nitohy, tokony hifanarahana dieny izao ny fomba famely rahefa handrava. [2.4]

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/06