Teny iditra fameno (feno)
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Izay enti-mameno, izany hoe entina manovona ny zavatra iray banga na tsy ampy mba hahafeno azy
¶ Fomba entina mameno [Rajemisa 1985]
 teny na andian-teny entina mameno ny hevitry ny enti-milaza na ny lazaina
¶ famenom-bondrona iray: ny ambiny na ny mihoatra amin'ny vondrona iray. [Voambolana: Matematika] [SLP 1986]
Fandikana frantsay complément
¶ famenom-bondrona iray: complément d'un ensemble. [Voambolana: Matematika] [SLP 1986]
Voambolana 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31