Teny iditra famenoana (feno)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Fanasiana; fanampiana mba ho feno, fanotorana: Ny famenoana ny siny; ny famenoana ny banga [1.1]
Fanazavàna teny frantsay Remplissage, action de compléter [1.13]
Kamban-teny 

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20