Teny iditra | famerezana (very) | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | Fanaovana izay hahatonga andevo; fampahantrana [1.1] | |
Fanazavàna teny frantsay | L’action de réduire en esclavage, de ruiner, de perdre, le moyen, le lieu, la cause [1.3] | |
Ohatra | Ny famoanana, ny fampinomana sy ny famerezana olona sy ny famonoana noho ny heloka vita no zavatra misongadina indrindra amin' ny fanavaozana ny fitondram-bahoaka
[2.366] | |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/06 |