Teny iditra | fametsovetsoana (vetsovetso) | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | Fitanisanisàna lazain' ny vava na ao am-po tsy miloaka fotsiny ihany; firesahana na fihirana mora dia mora [1.1] | |
Tovy hevitra | fivetsovetsoana | |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05 |