Teny iditra |
family
(vily)
|
Sokajin-teny | anarana na mpamaritra
|
Fanazavàna teny malagasy | Fomba entina mamily Ilay fitaovana ahetsi-tanana mampizotra ny fiara na ny sambo amin' ny lalana tiana halehany Azo avily [1.1]
|
Fanazavàna teny frantsay | Ce qu'on peut détourner, manière de détourner [1.3]
|
Ohatra | Rahefa tapitra, hoy Ingahy Ramanitromby: - Tsara fitoraka daholo, tsara family daholo ianareo!
[2.270]
|
|
Teny iditra |
family
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny anglisy | fianakaviana,
tarakaka
karazana
[1.17]
|
Ohatra | Ho an' ny fanontana izay natao ny 2009, isaorana ny Flora Family Foundation, Ford Foundation, Grousebeck Family Foundation, Moriah Fund, ary ny West Foundation.
[2.424]
|
Haiendriteny |
Tsotra : |
family,
families |
|
Lohateny |
|
|