Teny iditra famindrana (findra)
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Fanovana toerana: Nohonohonoina hatry ny ela ny famindrana ny lehiben' ny Fivondronana nefa izao vao tanteraka
¶ Fiaraha-mandeha milahatra mirindra tsara: Isaky ny fetim-pirenena, manao famindrana ny miaramila. [Rajemisa 1985]
Famaritana frantsay transfert, déplacement [SLP 1986]
Kamban-teny, lohateny, anarana 

2009/11/07