Teny iditra faminganana (fingana)
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Fandavoana amin' ny tongotra izay alefa mba hifanena amin' ny tongotry ny hafa mihazakazaka na mandeha haingana ka mahalavo azy [Rajemisa 1985]

2009/02/23