Teny iditra famintinana (fintina)
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Fanakelezana, fanafohezana, filazana amin' ny teny fohifohy, filazana ny fotopotony [Rajemisa 1985]
Famaritana frantsay l'action de rétrécir [Abinal 1888, Rajaonarimanana 1995]
Famaritana frantsay résumé [Rajaonarimanana 1995, SLP 1986]
 contraction [SLP 1986]
Ohatra 
1Hatzfeld kosa, misionera tany Madagasikara naka rivotra no nanao ny famintinana. [Ravelomanana: Lalana, takila 144]
2Ireo tarehimarika ireo sy izay miaraka aminy dia voatsinjara ao amin' ny fikirakiram-bola ankapobeny ataon' ny sampan-draharaha miandraikitra ny fitahirizam-bolam-panjakana izay hitantsika eto ambany ny famintinana azy. [SeFaFi ]

2018/01/29