Teny iditra famiravira (viravira)
Sokajin-teny anarana na mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy Fomba entina mamiravira, mandrairay befahatany, mamozafoza, mandrirodrirotra
Azo viraviraina [1.1]

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/04/14