Teny iditra famitsahana (fitsaka)
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Fipetrahana mitampify tsy mihetsiketsika amin' ny toerana iray; fierena tsy mihetsika amin' ny toerana iray; fipetrahana amin' izao, miaritra, miandry fotoana tsaratsara kokoa [Rajemisa 1985]

2009/02/23