Teny iditra famoahana (voaka)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Fanalana hiala ny trano, fanesorana: Hanampy ny famoahana ny are tina itỳ fanafody itỳ
Famosahana, fampisehoana voalohany: Famoahana lalàna; famoahana vola vaovao
Fampisehoana, filazana: Famoahana an-gazety
Fandefasana ny zanakavavy hanambady [1.1]
Fanazavàna teny frantsay émission, évacuation [1.13]
Ohatra 
1Afaka kelikely dia nahodiny ilay famoahana ny gaza. [2.332]
2Nisy mpanontany aza ny famoahana sy fampidirana ny biby an-tsaha. [2.470]
Kamban-teny 

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/08/11