Teny iditra famoalaka
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Karazam-piasana toy ny fandraka, saingy izy korongo dia korongo, atao fandoahan-kazo [1.1]
Fanazavàna teny anglisy [Mod. s. from mamoa (voa?), and laka for lakana, a canoe.] A gouge. [1.2]

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31