Teny iditra famolesana (foly)
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Fanamboarana ny vohavohan-dandy na landihazo ho kofehy, ho tady kely azo tenomina [Rajemisa 1985]
 famadihana akora iray ho tady [SLP 1986]
Famaritana anglisy spinning instruments. [Richardson 1885]
Famaritana frantsay filature [SLP 1986]
Voambolana 

2009/09/09