Teny iditra famongana (vongana)
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Fomba entina mamongana, mandidy (zavatra) ka atao didiny lehibe [Rajemisa 1985]

Teny iditra famongana (vongana)
Sokajin-teny mpamaritra
Famaritana malagasy Azo vonganina [Rajemisa 1985]

2009/02/23