Teny iditra famonganana (vongana)
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Fandidiana (zavatra) ka atao didiny lehibe [Rajemisa 1985]

Teny iditra famonganana (fongana)
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Fandravana tanteraka, fandevonana; fandaniana [Rajemisa 1985]

2009/02/23