Teny iditra famongarana (fongatra)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Fihadiana zavatra nototofana, fampisehoana zavatra niafina [1.1]
Fanazavàna teny frantsay L’action d’extraire, de faire revivre, d’exhiber [1.3]
Ohatra 
1Ny fanomanana ny famadihana sy famongarana ny faty. [2.436]
2ny hariva mialoha ny famongarana aza dia antsoina amin' ny anarany izy ka ilazana fa hoentina. [2.436]

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/06