Teny iditra famorana (fora)
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Fandidiana foitran-jaza, izany hoe fanalana ilay hoditra manarona ny lohan' ny filahian-jaza; fanaovana hasoavana
Mitovy hevitra: didifoitra ~ hasoavana ~ sambatra ~ sikina [Rajemisa 1985]
Lahatsoratra 

2017/06/29