Teny iditra famoretana (foritra)
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Fampileferana, fampiketronana [Rajemisa 1985]
 fomba famalonana [SLP 1986]
Fandikana frantsay pliage [SLP 1986]
Voambolana 

Teny iditra famoretana (foritra)
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Fanerena, fangejana, famiazana, fampahoriana [Rajemisa 1985]
 fanerena an-kolaka na mivantana olona iray hanao zavatra na tiany na tsia [SLP 1986]
Fandikana frantsay pression [SLP 1986]

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31