Teny iditra famoronana (forona)
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Fanaovana zavatra tsy mbola nisy nanao: Ny Sinoa no nahita voalohany ny famoronana ny vanja [Rajemisa 1985]
Endriteny 
famoronana
famoronako
famoronanao
famoronany
famoronantsika
famoronanay
famoronanareo
famoronan'
famoronan-
famoronam-
famorona-
-pamoronana
-pamoronako
-pamoronanao
-pamoronany
-pamoronantsika
-pamoronanay
-pamoronanareo
-pamoronan'
-pamoronan-
-pamoronam-
-pamorona-
Ohatra 
1Fa efa tapitra ny andron' ny famoronana. [Andriamalala: Zazavavindrano, takila 36]
2Ny halehiben’ireo fihondronam-by an-kibon’ny tany ireo (tahiry, fampiasam-bola ilaina, famoronana asa, sns. [SeFaFi ]
Lahatsoratra 

2017/06/29