Teny iditra famoterana (fotitra)
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Fametrahana zavatra mifamotitra, izany hoe mifamadika, ka ny tokony ho ambony hatao ambany, ny an-doha hatao an-tongotra
¶ Filazana olom-pady ho heny
¶ Fampifamadihana [Rajemisa 1985]

2009/02/23