Teny iditra famotopotorana (fotopototra (fototra))
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Fanadihadiana, famakafakana [1.1]
Fanazavàna teny frantsay Information [1.4]
 Enquête, sondage [1.13]
Ohatra 
1sady nitombo be ihany ny famotopotorana nataony tamin' ny nitsarana ny vahoaka. [1.38]
2Miankina amin’ny fitaovana ampiasaina anefa ny hatsara sy hazavan’ny famotopotorana sy fanadihadiana atao; [4.27]

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31