Teny iditra famotorana (fototra)
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Fanadinadinana atao mba hahitana izay nanao, raha nisy heloka bevava vita; fakana am-bavany: Tapa-bolana vao vita ny famotorana ireo voampanga mihoatra ny zato [Rajemisa 1985]
Kamban-teny, lohateny, anarana 
Ohatra 
1Dia samy nanao famotorana ny roa tonta. [Ravelomanana: Lalana, takila 86]
2Natao ny famotorana: tratra Rainitsarahoela. [Rahajarizafy: Kabary, takila 131]

2017/07/26