Teny iditra famotsiana (fotsy)
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Fanadiovana (metaly) amin' ny fikasohana, fandilorana [Rajemisa 1985]
Fandikana anglisy whitening, the act of whitening [Hallanger 1973]
Fandikana frantsay action de blanchir; ce qui sert à blanchir [Hallanger 1974]

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31