Teny iditra famozonana (vozona)
Sokajin-teny   anarana
Famaritana malagasy   [Taimoro] famoretana [Rakotosaona 1972]
   Fanerena, fanaovana an-terisetra, an-terivozona [Rajemisa 1985]
Famaritana frantsay   l’action de forcer, de contraindre, le moyen, la cause [Abinal 1888]

Nohavaozina tamin' ny 2015/10/29