Teny iditra fampakaram-bady
Singan-teny fampakarana ; vady
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny malagasy Fankalazana eo imasom-bahoaka ny fanambadian' ny olona roa vao hivady [1.1]
Fanazavàna teny anglisy [vady, a partner.] A marriage; usually the time of marriage, or the marriage ceremonies, a wedding. [1.2]
 A wedding [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Mariage [1.8]
Ohatra Dia nisy fampakarambady nangotrakotraka teo Ambohidratrimo sy Ambohitsitakatra tamin' iray andro izay [1.436]
Tovy hevitra mariazy ~ fampakarana

Nohavaozina tamin' ny 2023/11/26