Teny iditra fampakarana (akatra)
Sokajin-teny anarana
Fandikana anglisy [Rel. s. from mampakatra (akatra).] That which is the means of raising anything; a hand vice. [Richardson 1885]
Fandikana frantsay l'action de faire monter [Abinal 1888]
 tout ce qui sert à élever [Rajaonarimanana 1995]
Mpanahaka  fampakaran-drano

Teny iditra fampakarana (akatra)
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Fankalazana eo imasom-bahoaka ny fanambadian' ny olona roa vao hivady [Rajemisa 1985]
Fandikana frantsay l'action d'épouser, les noces [Abinal 1888]
 célébration du mariage [Rajaonarimanana 1995]
Teny mitovy hevitra fampakarambady
Mpanahaka  fampakaram-bady

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31