Teny iditra fampana
Sokajin-teny   anarana
Famaritana malagasy   tevana [Antemoro] [Rakotosaona 1972]
   Tevana, hady. [Rajemisa 1985]
   hantsana [Sihanaka] [Rakotosaona 1972]
   tevana vokatry ny ranondalo sy ny fikoan-tany eny amin'ny tehezantendrombohitra [SLP: Voambolana]
Dikanteny anglisy   a precipice, an abyss. See hady, tevana. [Richardson 1885]
Dikanteny frantsay   ravin, précipice [SLP: Voambolana]
Voambolana  
Kamban-teny, lohateny, anarana  

Nohavaozina tamin' ny 2009/11/07