Teny iditra fampandrosoana (roso)
Sokajin-teny   anarana
Fitokoavana   Teny na fitenenana hita ao aminy: fofifa
Ohatra   Nony vita ny fampandrosoana ny ankabeazan' ny olonadia mba niantso ny zanany efa-mianadahy hisakafo, Rasoa. [Rakotonandrasana: Tantsaha, takila 89]
Aoka ny zavatra rehetra hatao ho fampandrosoana. [Baiboly: 53:014:026/1 Korintianina 14:26..]

Nohavaozina tamin' ny 2013/10/31