Teny
Fitenim-paritra
Fototeny
Rakibolana
Sary
Takila fandraisana
Anaran-tsamirery
Voambolana
Sampanteny
Fitsipi-pitenenana
Bibliôgrafia
Mpiara-miasa
Eva
Sokajin-teny
Ohabolana
Lahatsoratra
Habaka
Fanontaniana
Fivaditsoratra
Haianarantany
Fafana sy Tsanganana
Fiovana
|
|
|
|
Teny iditra
fampia
sa
na
(
a
sa
)
Sokajin-teny
anarana
Fanazavàna teny frantsay
Utilisation (une), usage (un), emploi (un), devoir (un), exercice (un), application (une)
[
1.13
]
Ohatra
1
Efa natombokao ny fianarana sy ny
fampiasana
ny sorabe.
[
2.528
]
2
Ny fepetra hafa
fampiasana
io zo io dia feran' ny lalàna.
[
1.320
]
3
Mandeha eo avokoa ny
fampiasana
sain-dalina sy ny fikarohana hevitra an-talelaka.
[
2.643
]
Kamban-teny
fampiasana am-bava
fampiasana an-tsoratra
fampiasana lava-pako
fampiasana lay
fampiasana ny fandrefizoro
fampiasana ny fipoirana amin'ny fikajiana velarana tsotsotra
fampiasana ny rantsan-tanana
fampiasana ny vatana sy ny saina
fampiasana ny vavahadin-tsaina
Lohateny
Ny Fampiasana Fanafody Famonoana Bibikely
Nohavaozina tamin' ny 2023/08/12