Teny iditra fampifandimbiasam-boly
Sokajin-teny fomba fiteny
Famaritana malagasy fanovaovana ny karazam-boly amin'ny tany iray mba hitsitsiana ny tsiron'ny tany
¶ fanolosoloana ny voly: fampifandimbiasana ny voly [SLP 1986]
Famaritana frantsay assolement, rotation de cultures
¶ fanolosoloana ny voly: assolement [SLP 1986]

2009/12/09