Teny iditra fampifandraisana (ray)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Fampiharoana volo [1.13]
Fanazavàna teny frantsay Intégration [1.13]
Ohatra 
1Mitana toerana lehibe ny Karana, hoy i B. Schlemmer, amin' ny fampifandraisana ny fomba famokarana sakalava ao amin'ny fomba famokarana kapitalista. [2.606]
2Kanefa raha nampiharina tamim-pilaminana sy tamim-pahamendrehana izany dia ho nahazoana vokatra amin' ny lafiny fampifandraisana sy fampianarana ny mponina ary fampiasana ny loharanon-karena amin' ny fomba samihafa [4.27]
Kamban-teny 

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/08/27