Teny iditra fampihaingoana (haingo)
Sokajin-teny   anarana
Dikanteny frantsay   l' action de parer [Abinal 1888]
Ohatra   Ny mahazo ny rafitra rehetra momba ny trano, dia adidin' ny tompo-mariky ny trano vao atao avokoa, fa ny mihevitra ny momba ny fampihaingoana azy kosa no tsy maintsy imasoan' izay miandraikitra ny handravaka sy naoso-doko azy; [Baiboly: 21.2.30]

Nohavaozina tamin' ny 2017/06/18