Teny iditra fampiharana
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy ¶ fampiharana ara-piaraha-mohina: fampiharana lamin-kevitra iray amin'ny asa mivantana ao anaty fiaraha-monina [SLP 1986]
Famaritana frantsay réemploi, application mise en pratique
¶ fampiharana ara-piaraha-mohina: pratique sociale
¶ fampiharana ify: application affine. [Voambolana: Matematika]
¶ fampiharana manavaka: application injective. [Voambolana: Matematika]
¶ fampiharana mandrakotra: application surjective. [Voambolana: Matematika]
¶ fampiharana miako: application bijective ou bijection. [Voambolana: Matematika]
¶ fampiharana midoko: application identique ou identité. [Voambolana: Matematika]
¶ fampiharana mizofra: application linéaire. [Voambolana: Matematika]
¶ fampiharana mizotra mifandray amin'ny fampiharana ify: application linéaire associée à une application affine. [Voambolana: Matematika]
¶ fampiharana montsana: application nulle. [Voambolana: Matematika]
¶ fampiharana refin-joro: trigonométrie. [Voambolana: Matematika: rafitsary] [SLP 1986]

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31