Teny iditra fampirafesana (rafy)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny anglisy Polygamy [1.2]
Ohatra 
1Fa tsy hisy fampirafesana no tianao holazaina? [2.528]
2Ny fikasany voalohany dia ny fomba manao ahoana no hialany amin' ny fampirafesana? [2.270]
3Izy no miambina ny fandraràna ny tangena, ny fandraràna ny fisaoram-bady, ny fampirafesana, ny fisotroan-toaka sns. [2.508]
Voambolana 

Nohavaozina tamin' ny 2023/04/08