Teny iditra famporisihana (risika)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny anglisy Incitement, encouragement [1.7]
Ohatra 
1Zahao, amin'ilay Kabarin-dRamantavary niaro ny mpivavaka, ny fampitahany ny famporisihan'Ilaidama sy ny fitsivalanan'i Tompokovavy. [2.298]
2Nahafaly tokoa ny teny famporisihana tamin' izay. [2.356]
Voambolana 
Tsipelina hafa 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31