Teny iditra fana
Sokajin-teny   anarana
Famaritana malagasy   Toetran' ny zavatra nohafanaina fanindroany indray: Fanam-bary [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy   heat. [Mal. panas; Friendly Is. mafana; others, bafanet, mofanas.] [Richardson 1885]
   heat [Hallanger 1973]
Famaritana frantsay   la chaleur, le chaud, action de chauffer, de réchauffer [Abinal 1888]
   chaleur [Hallanger 1974]
Sampanteny  
Kamban-teny, lohateny, anarana  
Haianarantany   Anaran-toerana misy ity teny fana ity (1): Analamafana

Teny iditra fana
Sokajin-teny   anarana
Famaritana malagasy   Fanaovana izay hampahafana ny vehivavy vao avy niteraka mba hisorohana ny sovoka [Rajemisa 1985]
Famaritana frantsay   action de se tenir au chaud [Abinal 1888]
Sampanteny  
Kamban-teny, lohateny, anarana  

Teny iditra fana~
Sokajin-teny   tovona [Teny amin' ny fana~]
Famaritana anglisy   the commencement of modal and relative nouns from verbs in mana- in which no change is made in the initial consonant of the root, as fanamarina, and fanamarinana [manamarina, from marina, adj., root arina.] [Richardson 1885]
Famaritana frantsay   préfixe formant les substantifs verbaux des verbes en mana- [Abinal 1888]

Teny iditra fa~na
Sokajin-teny   tsirinteny saradroa [Teny amin' ny fa~na]

2017/06/30