Teny iditra fanaboaboana (aboabo (abo))
Sokajin-teny   anarana
Famaritana malagasy   fanavoavoana, fananoanoana
¶ fifaliana, firavoravoan' ny miaramila na manamboninahitra avy nandresy [Rajemisa 1985]
Dikanteny frantsay   L'action d'exalter [Abinal 1888]

Nohavaozina tamin' ny 2013/09/04