Teny iditra fanabokana (boka)
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Fanaratsiana, fanambaniana, fanamavoana: Loza ny fanabokan' ny mpialonany zava-tsoa eny aminao [Rajemisa 1985]

2013/09/29