Teny iditra fanaboniana (abony)
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy fanolikolena, famitahana olona amin' ny teny mamy na tambitamby; fanabosiana, fanabontsinana, famangopangohana [Rajemisa 1985]
Fandikana frantsay la fourberie [Abinal 1888]
Mpanahaka  fanabosiana ~ fambosiana

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31