Teny iditra fanabosy (abosy)
Sokajin-teny   anarana
Famaritana malagasy   fomba entina manabosy, na manolikoly, mamitaka olona amin' ny teny mamy na tambitamby [Rajemisa 1985]
Fifanahafana   fanabony ~ fambosy

Nohavaozina tamin' ny 2009/02/23