Teny iditra fanadihadiana (hadihady (hady))
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy famakafakana sy famotopotorana lalina hahalalana ny antony sy ny marina: Natao tamin' ny antsipiriany mihitsy ny fanadihadiana [Akademia 2005]
Fanazavàna teny frantsay information, action de scruter [Abinal 1888]
 enquête [SLP 1986]
Kamban-teny, lohateny, anarana 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31