Teny iditra fanadina (adina)
Sokajin-teny   anarana na mpamaritra
Famaritana malagasy   Fomba entina manadina: Tsy tiako ny fanadin-dRangahy io fa mandrahona sy mampitahotra izy
¶ Enti-milaza olona na zavatra azo adinina, azo anontaniana; fanontany, fanantsafa: Tsy mba fanadina ampahibemaso ny zavatra tahaka izany, ry Koto a!
¶ Zavatra adinina matetika: itỳ momba ny maso itỳ omanina fa io no fanadin-dRamose [Rajemisa 1985]
Dikanteny frantsay   Qu'on questionne, qu'on examine, manière d'examiner [Abinal 1888]

Nohavaozina tamin' ny 2013/12/06