Teny iditra fanadinana (adina)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Fanontaniana, fanantsafana: No tsy valianao ny fanadinana ataoko aminao?
Fakana am-bavany, famotorana: Naharitra adiny telo ny fanadinan' ny Kaomisera an' ilay mpisoloky
Fitsapana fahaizana: Hanomboka anio na fanadinan-dry Fara
Manala na maka fanadinana [1.1]
Fanazavàna teny anglisy An examination, or a book of questions. [1.2]
 An examination [1.7]
Fanazavàna teny frantsay L'examen, les questions [1.3]
 Information [1.4]
 Examen [1.8]
Ohatra 
1Tonga ary ny fanadinana. [2.499]
2Ka raha tsy afaka fanadinana aho? [2.472]
Kamban-teny 

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/09/01