Teny iditra fanadontoana (donto)
Sokajin-teny   anarana
Famaritana malagasy   Fanaovana izay hampaharenina, izay hahad [...] [tohiny Rajemisa 1985]
Dikanteny frantsay   celui qu'on abrutit, qu'on endurcit souvent; manière d'abrutir [Abinal 1888]
   action d'abrutir [Rajaonarimanana 1995]

Teny iditra fanadontoana (donto)
Sokajin-teny   anarana
Famaritana malagasy   fomba ampiasaina mba tsy handre maharary ny faritra iray [SLP: Voambolana]
Dikanteny frantsay   anesthésie [SLP: Voambolana]
Voambolana  

Nohavaozina tamin' ny 2014/07/15