Teny iditra fanady (tady)
Sokajin-teny anarana na tambinteny
Famaritana malagasy Fomba entina manady, manao tady
¶ Azo tadina: Tsy mba fanady ny kiran' itỳ zavamaniry itỳ [Rajemisa 1985]

Nohavaozina tamin' ny 2012/11/04