Teny iditra fanafana (afana)
Sokajin-teny   anarana
Famaritana malagasy   Zavatra entina hanalana na hanalavitana ny loza atahorana hahavoa na ny aretina efa mahavoa mihitsy aza: Ny atao hoe fanafody dia tsy inona fa fanafana ny loza mety hateraky ny ody mahery. [Rajemisa 1985]
   fanafody [Sihanaka] [Rakotosaona 1972]
Dikanteny anglisy   Medicine, or that which heals disease. [Richardson 1885]
   that which cures, that which releases from taboo, etc; [Hallanger 1973]
Dikanteny frantsay   Ce qui s'asperge, qu'il faut purifier, manière de purifier; la matière donnée, appliquée comme remède ou préservatif [Abinal 1888]
   moyen de guérison ; moyen de s'exempter d'un tabou [Hallanger 1974]
Ohatra   tao no nahitako ny mangidy indrindra, ka mbola ikarohako fanafana mandrak' izao. [Rajaonarivelo: Bina, takila 29]
Voambolana  
Kamban-teny, lohateny, anarana  
Teny nalaina  

Nohavaozina tamin' ny 2015/03/31